Faly miarahaba antsika rehetra mpitsidika

05/23,2007

Efa ela no nahalalako ny blaogy fa izao aho vao vonona ny hanokatra, ny antony:

1- Tsy haiko ny mamorona azy sady tsy nanam-potoana ko e

2- Tsy manana zavatra ho tantaraina izaho satria tsy be resaka

Farany, dia rehefa nieritreritra teny dia hoe aleo resaka sakafo sy fanoroana hevitra indrindra ho an'ny vehivavy eo amin'ny zaitra no nde hatao.

Izay fa dia misaotra mitsidika e, dia aza adino ny mametraka hafatra a

Marcelle


Tonga soa marcelle!

05/23,2007

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.